<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:24 | And it came to pass, that in the morning watch the |
Ary tamin' ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin' ny Egyptiana tao amin' ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin' ny Egyptiana. | Ary tamin' ny fotoan' ny fiambenana maraina dia nitodika ny Ejipsiana Iaveh tao amin' ny andry afo aman-tsetroka, dia nandatsaka fangorohoroana tao amin' ny tobin' ny Ejipsiana. Nataony nitsoaka tamin' ny kalesiny ny kodiarana ka saika tsy afa-nandroso intsony. | A la veille du matin, |