<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 13:9 | And it shall be for a sign unto thee upon thine hand, and for a memorial between thine eyes, that the |
Dia ho famantarana ho anao eo amin' ny tananao ary ho fampahatsiarovana eo ambonin' ny handrinao izany, mba ho ao am-bavanao ny lalàn' i Jehovah: fa tanana mahery no nitondran' i Jehovah anao nivoaka avy tany Egypta. | Ary ho anao dia ho toy ny famantarana mipetaka amin' ny tànanao izany sy ho toy ny fahatsiarovana tsy hiala eo anelanelan' ny masonao, mba ho eo am-bavanao ny lalàn' ny Tompo; satria tamin' ny tànany mahery no namoahan' ny Tompo anao tany Ejipta. | Ce sera pour toi un signe sur ta main, un mémorial sur ton front, afin que la loi de |