<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:21 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, mba hisy aizina amin' ny tany Egypta, dia aizina azo tsapaina. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tànanao, hisian' ny aizim-pito amin' ny tany Ejipta, sady aizina azo tsapain-tànana. |