<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 7:9 | And |
Ary Harbona, tsindranolahy anankiray, izay teo anatrehan' ny mpanjaka, dia nilaza hoe Indro miorina eo akaikin' ny tranon' i Hamana ny hazo, dimam-polo hakiho ny hahavony, izay nataon' i Hamana hanantonany an' i Mordekay, ilay niteny soa ho an' ny mpanjaka. Dia hoy ny mpanjaka ahantòny amin' io izy. | Ary Harbona, anankiray tamin' ny eonoka, nilaza teo anatrehan' ny mpanjaka hoe: Ao an-tranon' i Amanà izao, dia efa mitsangana ilay hazo, dimampolo hakiho ny hahavony, namboarin' i Amanà ho an' i Mardokea, ilay niteny nahasoa ny mpanjaka. Dia hoy ny mpanjaka: Amanà no ahantony amin' izany! |