<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 5:9 | Then went |
Dia nivoaka tamin' izany andro izany Hamana, sady faly sy ravoravo ny fony; fa raha nahita an' i Mordekay teo am-bavahadin' ny mpanjaka izy, fa, indro, tsy mba nitsangana na nihetsika hitsaoka azy akory dia feno fahatezerana taminy izy. | Tamin' izany andro izany Amanà nivoaka tamin-kafaliana sy haravoam-po, kanjo nahita an' i Mardokea teo am-bavahadin' ny mpanjaka tsy nitsangana na niraika teo anatrehany, dia tezitra loatra tamin' i Mardokea izy. | Ce jour-là |