<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 5:3 | Then said the king unto her, What wilt thou, queen |
Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin' ny mpanjaka, ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena anao izany. | Dia nanatona Estera ka nanendry ny loha-tehina. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Maninona hianao, ry Estera mpanjakavavy, ary inona no angatahinao? Fa homeko anao na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza. | "Qu' y a-t-il, reine |