<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 4:4 | So |
Ary niditra ny ankizivavin' i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin' ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hitafin' i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy. | Tonga nilaza izany zava-baovao izany tamin' i Estera ireo ankizivaviny sy eonokany, ka nivadi-po mafy ny mpanjakavavy. Nampanatitra lamba hitafian' i Mardokea izy, mba hanesorany ny lamba malailay teny aminy, kanefa tsy noraisiny izany. | Les servantes et eunuques d' |