<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:5 | And hired counsellors against them, to frustrate their purpose, all the days of |
sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin' ny andro nanjakan' i Kyrosy tany Persia ka hatramin' ny nanjakan' i Dariosy, mpanjakan' i Persia. | Ary azony tambim-bola hamely azy aza ny mpanolo-tsaina sasany, mba tsy hahavanona ny asany. Ary izany dia naharitra nandritra ny andron' i Sirosa, mpanjakan' i Persa, ka hatramin' ny andro nanjakan' i Dariosa, mpanjakan' i Persa. | on soudoya contre eux des conseillers pour faire échouer leur plan, pendant tout le temps de |