<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 2:68 | And some of the chief of the fathers, when they came to the house of the |
Ary ny sasany tamin' ny lohan' ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon' i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin' ny sitrapo hananganana ny tranon' Andriamanitra eo amin' ilay efa niorenany. | Nony vao tonga tao amin' ny tranon' ny Tompo, tany Jerosalema, dia maro tamin' ny loham-pianakaviana no nanome fanatitra an-tsitra-po ho an' ny tranon' Andriamanitra, mba hananganana azy eo amin' ilay nitoerany indray. | Un certain nombre de chefs de famille, en arrivant au Temple de |