<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 6:16 | Now therefore, O |
Koa tanteraho amin' i Davida raiko mpanomponao, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, ilay nolazainao taminy hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo anatrehako ianao hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely, raha ny zanakao mitandrina ny alehany ka mankatò ny lalàko tahaka ny nandehananao teo anatrehako. Andriamanitry ny Isiraely ô, ilay nolazainao taminy hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo anatrehako ianao hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely, raha ny zanakao mitandrina ny alehany ka mankatò ny lalàko tahaka ny nandehananao teo anatrehako. | Ary ankehitriny, ry Iaveh Andriamanitr' Israely ô, tanteraho noho ny fitiavanao an' i Davida mpanomponao raiko, ny teny nataonao taminy hoe: Tsy ho lany taranaka eo anatrehako hianao, fa hisy hipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely mandrakariva, raha tany ny taranakao mitandrina ny làlana alehany ka mizotra amin' ny làlako toy ny fandehananao eo anatrehako. | Et maintenant, |