<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 35:15 | And the singers the sons of |
Ary ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan' ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin' ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin' ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy. | Ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa, ary Hemana sy Iditona, mpahitan' ny mpanjaka; ny mpiandry varavarana kosa samy teo amin' ny isam-bavahady avy, fa tsy nanan-javatra hoherikerehina afa-tsy ny raharahany ihany, satria ny Levita rahalahiny efa nanamboatra ny Paka ho azy. | Les chantres, fils d' |