<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 34:30 | And the king went up into the house of the |
Dia niakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka sy ny lehilahy rehetra tamin' ny Joda sy ny mponina tany Jerosalema mbamin' ny mpisorona sy ny Levita ary ny vahoaka rehetra, na lehibe na kely; dia novakiny teo anatrehany ny teny rehetra teo amin' ny bokin' ny fanekena, izay hita tao an-tranon' i Jehovah. | dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo ny mpanjaka mbamin' ny lehilahy rehetra amin' i Jodà sy ny mponina ao Jerosalema, ny mpisorona, ny Levita, ny vahoaka rehetra, hatramin' ny lehibe indrindra sy ny kely indrindra, ary novakina teo anatrehan' izy rehetra, ny teny ao amin' ny bokin' ny fanekena, hita tao an-tranon' ny Tompo. | et le roi monta au Temple de |