<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 33:19 | His prayer also, and how |
Ary koa, ny vavaka nataony sy ny naneken' Andriamanitra izany ary ny fahotany sy ny fahadisoany rehetra mbamin' ny fitoerana izay nanorenany fitoerana avo sy nananganany Aseraha sy sarin-javatra voasokitra, fony izy tsy mbola nanetry tena, indro, efa voasoratra ao amin' ny tenin' i Hozay izany. | Ny vavaka nataony, ny nihainoan' Andriamanitra an' izany, ny fahotany amam-pahadisoany, ny toerana nanorenany fitoerana avo, sy nananganany aserah aman-tsarin-javatra, talohan' ny nanetreny tena, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny Tenin' i Hozaia. | Sa prière et son exaucement, tous ses péchés et son impiété, les endroits où il avait construit des hauts lieux et dressé des pieux sacrés et des idoles avant de s'être humilié, sont consignés dans l' histoire de |