<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:31 | Howbeit in the business of the ambassadors of the princes of |
Nefa noho ny amin' ny irak' ireo mpanapaka tany Babylona, izay naniraka tany aminy mba hanontany ny amin' ny zava-mahagaga natao teo amin' ny tany, dia nilaozan' Andriamanitra izy, mba hizahany toetra azy hahalalany izay rehetra ao am-pony. | Tamin' ireo iraka nirahin' ny lehiben' i Babilona, hanontany azy ny amin' ny zava-mahagaga natao teo amin' ny tany, hany nandaozan' Andriamanitra azy, dia ny hizahany toetra azy, mba hahalalany ny ao am-pony rehetra. | Et même avec les interprètes des officiers babyloniens envoyés près de lui pour enquêter sur le miracle qui avait eu lieu dans le pays, c' est pour l'éprouver que |