<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 32:18 | Then they cried with a loud voice in the |
Dia niantso tamin' ny feo mahery izy ka nanao teny Jiosy teo anatrehan' ny mponina tany Jerosalema izay teny ambonin' ny manda hampitahorany sy hampangorohoroany azy mba hahafahany ny tanàna. | Tamim-peo avo sy amin' ny fiteny Jody, no niantsoantsoan' ireo mpanompony tamin' ny vahoaka tao Jerosalema izay teny ambony manda, mba hampitahotra sy hampivadi-po an' ireo, hahazoany ny tanàna. | Ils s' adressaient en criant, en judéen, au peuple de |