<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 30:27 | Then the priests the |
Dia nitsangana ny Levita sy ny mpisorona ka nitso-drano ny olona; ary nohenoin' Andriamanitra ny feony, ka niakatra ho any an-danitra, fonenany masina, ny fivavany. | Nitsangana ireo mpisorona levitika, dia nitso-drano ny vahoaka, ary voahaino ny feon' izy ireo ka tafapaka hatrany amin' ny fonenana masin' ny Tompo, hatrany an-danitra, ny vavaka nataony. | Les prêtres lévites se mirent à bénir le peuple. Leur voix fut entendue et leur prière reçue en Sa demeure sainte des cieux. |