<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 25:13 | But the soldiers of the army which |
Fa ireo miaramila izay nampodin' i Amazia tsy hiara-manafika aminy dia nihahakahaka teny an-tanànan' ny Joda hatrany Samaria ka hatrany Beti-horona ka nahafaty olona telo arivo tany sady nahazo babo betsaka. | Tamin' izay kosa ireo miaramila nalefan' i Amasiasa tsy hiara-manafika aminy, dia niantoraka tamin' ireo tanànan' i Jodà, hatrany Samaria ka hatrany Betorona, ka nahafaty olona telo arivo ary namabo zavatra betsaka. | Quant à la troupe qu' avait congédiée |