<-
->

2Tt / 2Tan 24:22 Thus Joash the king remembered not the kindness which Jehoiada his father had done to him, but slew his son. And when he died, he said, The Lord look upon it, and require it. Toy izany no tsy nahatsiarovan' i Joasy mpanjaka ny soa nataon' i Joiada rainy taminy, fa namono ny zanany izy. Ary nony efa ho faty Zakaria, dia niteny hoe: Jehovah anie hijery sy hamaly izao. Tsy tsaroan' i Joasa ny fitiavana nataon' i Joiadà rain' i Zakaria, taminy, ka nampamono an' ity zanany izy. Hoy Zakaria nony efa ho faty: Hijery sy hamaly an' izao anie Iaveh! Le roi Joas, oubliant la générosité que lui avait témoignée Yehoyada, père de Zacharie, tua Zacharie son fils, qui en mourant s'écria : " Yahvé verra et demandera compte! "