<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 23:7 | And the |
Ary ny Levita hanemitra manodidina ny mpanjaka, samy mitana ny fiadiany avy; ka na iza na iza miditra ao an-trano dia Vonoy, ary arahonareo ny mpanjaka, na miditra na mivoaka izy. | Ny Levita hanemitra manodidina ny mpanjaka, samy mitana ny fiadiany voatsoaka avy, ka raha misy miditra ao an-trano vonoy, ary na miditra na mivoaka ny mpanjaka dia hanotrona azy hianareo. | Les lévites feront cercle autour du roi, chacun ses armes à la main, et ils accompagneront le roi partout où il ira; mais quiconque entrera dans le Temple sera mis à mort. " |