<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 23:3 | And all the congregation made a covenant with the king in the house of |
Ary ny olona rehetra vory tao dia nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra. Ary hoy Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain' i Jehovah ny amin' ny taranak' i Davida. | Nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra avokoa ny fiangonana rehetra teo. Hoy Joiadà tamin' izy ireo: Indro hanjaka ny zanaky ny mpanjaka araka ny voalazan' ny Tompo, ny amin' ny taranak' i Davida. | et toute cette |