<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 18:31 | And it came to pass, when the captains of the chariots saw |
Ary nony nahita an' i Josafata ireo komandin' ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan' ny Isiraely. Dia nohodidininy hasiany izy, ka dia niantsoantso Josafata, ary Jehovah namonjy azy; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy; | Nony nahita an' i Josafata ny komandin' ny an-kalesy, dia nanao hoe: Inty tokoa ny mpanjakan' Israely, sady nohodidininy hasiana izy. Niantso mafy Josafata dia novonjen' ny Tompo, ka nampanalavitin' Andriamanitra azy ny Siriana. | Lorsque les commandants de chars virent |