<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 18:12 | And the messenger that went to call |
Ary ilay iraka izay nandeha naka an' i Mikaia niteny taminy hoe: Indro. fa efa iray teny avokoa izao ny mpaminany, ka samy milaza soa ho an' ny mpanjaka: masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an' ny anankiray amin' ireo, ka mba mitenena soa koa. | Ilay iraka lasa niantso an' i Mikea dia niteny taminy nanao hoe: Efa iray teny, milaza soa ho an' ny mpanjaka avokoa izao ny mpaminany, ka aoka ny teninao mba hifanaraka amin' ny azy isany, mba milazà soa koa. | Le messager qui était allé chercher |