<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 16:7 | And at that time |
Ary tamin' izany andro izany dia nankeo amin' i Asa, mpanjakan' ny Joda, Hanany mpahita ka nanao taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin' ny mpanjakan' i Syria fa tsy niankina tamin' i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria. | Tamin' izany andro izany no nahatongavan' i Hananì mpahita, tao amin' i Asà, mpanjakan' i Jodà, nilaza taminy hoe: Noho hianao niankina tamin' ny mpanjakan' i Siria, fa tsy tamin' ny Tompo Andriamanitrao, noho izany dia afa-mandositra ny tànanao ny tafiky ny mpanjakan' i Siria. | C' est alors que |