<-
->

2Mp 5:2 And the Syrians had gone out by companies, and had brought away captive out of the land of Israel a little maid; and she waited on Naaman' s wife. Ary ny Syriana nivoaka nanao an-tokony ka nitondra ny zazavavy kely anankiray babo avy tany amin' ny tanin' ny Isiraely; ary nanompo ny vadin' i Namana io. Fahizany kosa nisy Siriana nanao andiany ka nivoaka, ary nitondra zazavavy kely anankiray avy amin' ny tanin' Israely, izay tonga mpanompon' ny vadin' i Naamana. Or les Araméens, sortis en razzia, avaient enlevé du territoire d' Israël une petite fille qui était entrée au service de la femme de Naamân.