<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 3:9 | So the king of |
Dia nandeha ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny mpanjakan' ny Joda ary ny mpanjakan' i Edoma; ary nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an' ny miaramila sy ny biby fiompy izay nentiny. | Dia niainga ny mpanjakan' Israely sy ny mpanjakan' i Jodà ary ny mpanjakan' i Edoma. Nony nandeha lalan-kafitoana izy ireo, dia tsy nisy rano ho an' ny tafika sy ny biby nomba azy, | Le roi d' |