<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:7 | And they slew the sons of |
Ary ny zanakalahin' i Zedekia dia novonoiny teo imason-drainy, ary ny mason' i Zedekia kosa nopotsiriny, dia nafatony tamin' ny gadra varahina izy ka nentiny nankany Babylona. | Ny zanakalahin' i Sedesiasa novonoina teo anatrehan' izy rainy. Rahefa izany, dia nopotsirin' i Nabokodonosora ny mason' i Sedesiasa ary nafatony tamin' ny gadra varahina roa izy, dia nentina nankany Babilona. | Il fit égorger les fils de |