<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:25 | But it came to pass in the seventh month, that |
Ary tamin' ny volana fahafito, dia avy Isimaela, zanak' i Netania, zanak' i Elisama, isan' ny fianakavian' ny mpanjaka, mbamin' ny olona folo lahy koa ka namely an' i Gedalia, dia nahafaty azy sy ny Jiosy ary ny Kaldeana izay tao aminy tany Mizpa. | Kanjo nony tamin' ny volana fahafito, tonga Nataniasa zanak' i Elisama, isam-pianakavian' ny mpanjaka, nomban' olona folo lahy, ka namono nahafaty an' i Godoliasa mbamin' ireo Jody sy Kaldeana teo aminy tany Masfà. | Mais, au septième mois, |