<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:7 | And he brake down the houses of the sodomites, that were by the house of the |
Ary noravany ny tranon' ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy izay teo amin' ny tranon' i Jehovah, dia ireo nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarta. | Noravany ny tranon' ireo olona nanolo-tena hijangajanga izay nitoetra tao an-tranon' ny Tompo, izay nanenoman' ny vehivavy lay ho an' i Astarte. | Il démolit la demeure des prostitués sacrés, qui était dans le Temple de |