<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:5 | And he put down the idolatrous priests, whom the kings of |
Ary natsahany koa ny mpisorona amin' ny andriamani-tsi-izy, izay notendren' ny mpanjakan' ny Joda handoro ditin-kazo manitra eny amin' ny fitoerana avo tany amin' ny tanànan' ny Joda sy tamin' ny manodidina an' i Jerosalema, sy izay nandoro ditin-kazo manitra koa ho an' i Bala, dia ny masoandro, ary ho an' ny volana sy ny kintana amin' ny Zodiaka ary ho an' izay rehetra eny amin' ny lanitra. | Noroahiny ny mpisoron-tsampy notendren' ny mpanjakan' i Jodà handoro zava-manitra amin' ny fitoerana avo, tany amin' ny tanànan' i Jodà sy tamin' ny manodidina an' i Jerosalema mbamin' ireo nanatitra zava-manitra ho an' i Baala, ho an' ny masoandro amam-bolana, ho an' ny famantarana roa ambin' ny folo, ary ho an' ny tafiky ny lanitra rehetra. | Il supprima les faux prêtres que les rois de |