<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 20:14 | Then came |
Dia nankany amin' i Hezekia mpanjaka Isaia mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireo olona nankaty aminao ireo, ary avy taiza moa izy? Ary hoy Hezekia: Avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona. | Fa tonga tao amin' i Ezekiasa mpanjaka kosa Izaia mpaminany, ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireny olona ireny, ary avy aiza moa izy ireny no tonga tatý aminao? Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa: Avy amin' ny tany lavitra izy, dia avy any Babilona. | Alors le prophète |