<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 19:21 | This is the word that the |
Koa izao no teny nolazain' i Jehovah ny amin' i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina: Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy. | Ka izao no teny notononin' ny Tompo namelezany azy: Mamingavinga anao, mandatsalatsa anao ny virijiny zanakavavin' i Siona: mihifikifi-doha eo ivohonao ny zanakavavin' i Jerosalema. | Voici l' oracle que |