<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 19:2 | And he sent |
Ary izy naniraka an' i Eliatima, lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan' ny mpisorona samy nitafy lamba fisaonana hankany amin' Isaia mpaminany, zanak' i Amoza. | dia naniraka an' i Eliasima lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, mbamin' ireo lohan' ny mpisorona, samy mitafy lasaka, ho any amin' i Izaia mpaminany, zanak' i Amosa. | Il envoya le maître du palais |