<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:37 | Then came |
Ary Eliakima, zanak' i Hilkia izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. | Dia nankao amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky; voatriatra ny fitafian' izy ireo, ary nolazainy taminy ny tenin' ny mpandroso divay ambony indrindra. | Le maître du palais |