<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:14 | And |
Ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Asyria tany Lakisy nanao hoe: Efa diso aho, ialao aho, fa izay hampitondrainao ahy dia ho entiko. Ary ny mpanjakan' i Asyria nampandoa an' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, talenta volafotsy telon-jato sy talenta volamena telo-polo. | Ary Ezekiasa mpanjakan' i Jodà, naniraka hilaza amin' ny mpanjakan' i Asiria tany Lakisa hoe: Efa diso aho, fa mialà amiko hianao, dia hoentiko izay hampitondrainao ahy. Dia talenta volafotsy telon-jato sy talenta volamena telopolo no nasain' ny mpanjakan' i Asiria naloan' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà. | Alors |