<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 15:27 | In the two and fiftieth year of |
Tamin' ny taona faharoa amby dimam-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Peka, zanak' i Remalia, tamin' ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa-polo taona izy. | Tamin' ny taona faharoa amby dimampolo nanjakan' i Azariasa mpanjakan' i Jodà, no vao nanjaka i Fasea, zana-dRomeliasa, tao Samaria. Roapolo taona no nanjakany. | En la cinquante-deuxième année d' |