<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:25 | He restored the coast of |
Izy no nampody ny sisin-tanin' ny Isiraely ka azony hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny ranomasin' ny tani-hay, araka ny tenin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak' i Amitahy, mpaminany tany Gata-hefera. | Izy no nampody ny sisin-tanin' Israely, ho araka ny faritany taloha, hatramin' ny hadilalan' i Emata ka hatramin' ny ranomasin' i Arabah, araka ny tenin' ny Tompo Andriamanitr' Israely nolazainy tamin' ny alalan' ny mpanompony Jonasa mpaminany zanak' i Amati, avy any Geta-Kefera. | C' est lui qui recouvra le territoire d' |