<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 14:10 | Thou hast indeed smitten |
Efa namely an' i Edoma tokoa ianao, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafa-po anao ary izany voninahitra izany, ka mitoera ao an-tranonao ihany; fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin' ny Joda koa ianao? | nandresy ny Edomita marina hianao, ka dia nisandratra ny fonao. Mirehareha ary mijanona any aminao. Nahoana hianao no dia mihitsoka amin' ny loza; ka ho lavo hianao, dia ny tenanao sy Jodà miaraka aminao? | Tu as remporté une victoire sur |