<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:7 | Neither did he leave of the people to |
Fa tsy nisy sisa navelan' i Jehovah ho an' i Joahaza, afa-tsy mpitaingin-tsoavaly dimam-polo sy kalesy folo ary miaramila an-tongotra iray alina; fa ny mpanjakan' i Syria efa nandringana azy ka nanao azy ho toy ny vovoka hitsakitsahina. | Fa izao ihany no vahoaka ary fiadiana navelan' ny Tompo ho an' i Joakaza: mpitaingin-tsoavaly dimampolo, kalesy folo, miaramila an-tongotra iray alina, fa naringan' ny mpanjakan' i Siria izy ireo, ka nampanjariany ho toy ny vovoka fanitsaky ny tongotra. |