<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:25 | And |
Ary Joasy, zanak' i Joahaza, naka indray teo an-tànan' i Beni-hadada, zanak' i Hazaela, ny tanàna izay efa nalain' i Hazaela teo an-tànan' i Joahaza, rain' i Joasy, tamin' ny ady. Intelo no nandresen' i Joasy azy, ka dia azony indray ny tanànan' ny Isiraely. | Nalain' i Joasa zanak' i Joakaza teo an-tanan' i Benhadada zanak' i Hazaela ireo tanàna nalain' i Hazaela tamin' ny adin' izy sy Joakaza rainy. Namely azy intelo Joasa dia azony indray ny tanànan' Israely. | Alors |