<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:14 | Now |
Ary Elisa dia nararin' ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin' ny tavan' i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin' ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! | Ary Elisea nararin' ny aretina izay hahafaty azy, ka nidina nankany aminy Joasa mpanjakan' Israely, dia nitomany teo ambonin' ny tavany nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô! kalesin' Israely amam-pitaingin-tsoavaliny! | Quand |