<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 11:18 | And all the people of the land went into the house of |
Ary ny vahoaka rehetra niditra tao an-tranon' i Bala ka nandrava azy; ny alitara sy ny endri-javatra teo aminy dia notorotoroiny avokoa, ary Matana, mpisoron' i Bala, novonoiny teo anoloan' ny alitara. Ary ny mpisorona nanendry ny ho mpitandrina ny tranon' i Jehovah. | Ny vahoaka rehetra tamin' ny tany dia niditra tao amin' ny tranon' i Baala ka noravany; ny otely aman-tsary nomontsaniny, ary Matana mpisoron' i Baala novonoiny teo anoloan' ny otely. Nony nametraka mpiambina tao amin' ny tranon' ny Tompo | Tout le peuple du pays se rendit ensuite au temple de |