<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 5:1 | And |
Ary Solomona nanjaka tamin' ny fanjakana rehetra hatramin' ny Ony sy ny tanin' ny Filistina ka hatramin' ny sisin' i Egypta; nandoa hetra ireo sady nanompo an' i Solomona tamin' ny andro rehetra niainany. | Nanjaka tamin' ny fanjakana rehetra, hatramin' ny ony ka hatramin' ny tanin' ny Filistina sy ny sisin-tanin' i Ejipta Salomona, ary nitondra fanatitra sy nanoa an' i Salomona nandritra ny andro niainany izy ireo. |