<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 4:7 | And |
Ary Solomona nanendry roa ambin' ny folo lahy ho amin' ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain' ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin' ny herintaona izy. | Nanana mpikarakara hanina roa ambin' ny folo lahy tamin' Israely rehetra Salomona. Ireo no namonona izay nilain' ny mpanjaka sy ny ankohonany, amin' ny fivelomany, samy tsy maintsy namonona izany ho an' ny volana iray avy isan-taona. |