<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 20:30 | But the rest fled to |
Fa ny sisa dia nandositra nankany an-tanàna Afeka; nefa nianjeran' ny manda ireny olona sisa ireny, ary fito arivo amby roa alina no isany. Ary Beni-hadada nandositra nankany an-tanàna ka niditra tao amin' ny efi-trano anatiny. | Ny sisa indray nandositra tao Afeka, tao an-tanana, ary nianjeran' ny manda ny lehilahy fito arivo sy iray alina sisa. Efa nandositra Benadada ka dia nandehandeha tao an-tanana nifindrafindra efi-trano, | Le reste s' enfuit à |