<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:5 | Moreover thou knowest also what |
Ary ianao koa mahalala izay nataon' i Joaba, zanak' i Zeroia, tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy komandin' ny miaramilan' ny Isiraely, dia tamin' i Abnera, zanak' i Nera, sy tamin' i Amasa, zanak' i Jatera, izay novonoiny sady nalatsany rà toy ny amin' ny ady, nefa tsy nisy ady tsinona, ka nasiany rà toy ny amin' ny ady ny fehin-kibony teny am-balahany sy ny kapany teny an-tongony. | Ary fantatrao ihany ny nataon' i Joaba zanak' i Sarvià tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy, Abnera zanak' i Nera, sy Amasà zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' Israely, fa novonoiny ireo, ka ny rà fandatsaka amin' ny ady, nalatsany amin' izao tany mandry izao, ary ny rà fandatsaka amin' ny ady, dia nataony tamin' ny fehin-kibo teny am-balahany sy tamin' ny kapa teny amin' ny tongony! | Tu sais aussi ce que m' a fait |