<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 16:24 | And he bought the hill |
Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin' i Samera ny havoan' i Samaria, dia nanao tanàna teo an-tampon' ny havoana izy, ary nataony hoe Samaria, araka ny anaran' i Samera, tompon' ny havoana, ny anaran' ny tanàna. | Nony nanjaka enin-taona tao Tersa izy, dia novidiny tamin' i Somera talenta volafotsy roa, ny tendrombohitr' i Samaria, ka nanorin-trano teo ambonin' ny tendrombohitra izy, ary nataony hoe Samaria; avy amin' ny anaran' i Somera tompon' ny tendrombohitra ny anaran' ny tanàna naoriny. | Puis il acquit de |