<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:20 | And the sister of |
Ary ny rahavavin' i Tapanesa niteraka zazalahy tamin' i Hadada, dia Genobata, izay notazan' i Tapanesa tao an-tranon' i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin' ny zanakalahin' i Farao tao an-dapa. | Nitera-dahy taminy ny rahavavin' i Tafnesa, dia Genobata, izay notazain' i Tafnesa tao an-tranon' i Faraona, dia nipetraka tao an-tranon' i Faraona Genobata teo afovoan' ny zanak' i Faraona. | La soeur de |