<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 10:17 | And he made three hundred shields of beaten gold; three pound of gold went to one shield: and the king put them in the house of the forest of |
Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena telo mane no napetaka tamin' ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin' ny trano Alan' i Libanona ireo. | Nanao ampinga kely telon-jato koa vita tamin' ny volamena voatefy izy, ary volamena lanjana telo mina no lany tamin' ny isan' ampinga, ka napetraky ny mpanjaka tao amin' ilay trano Alan' i Libàna ireo. | et trois cents petits boucliers d' or battu, sur chacun desquels il appliqua trois mines d' or, et il les déposa dans la Maison de la |