<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:2 | And |
Dia niainga Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy ka niala tany Bala-joda hampakatra ny fiaran' Andriamanitra izay niantsoana ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, Izay mipetraka amin' ny kerobima. | Dia nitsangana Davida ka niainga izy narahin' ny vahoaka rehetra izay tafavory manodidina azy, ka nankany Baala-Jodà mba hampiakatra avy any ny fiaran' Andriamanitra izay fiantsoana ilay Anarana, ny anaran' ny Tompo-n' ny tafika, izay mipetraka eo ambonin' ny Kerobima. | S'étant mis en route, |