<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:17 | And they brought in the ark of the |
Ary nampiditra ny fiaran' i Jehovah ny olona ka nametraka azy teo amin' ny fitoerany tao amin' ny lay izay naorin' i Davida hitoerany; ary Davida nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan' i Jehovah. | Nony tafiditra ny fiaran' ny Tompo ka efa voapetraka tamin' ny fitoerany tao afovoan' ny lay nasain' i Davida natsangana ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pisaorana teo anatrehan' ny Tompo Davida. | On introduisit l' arche de |